[Hira
]
19 Febroary, 2008 14:59
Tsara loatra ! Tsy mety raha tsy zaraina ho an'ny namana, Zanak'Iarivo sy Zanaky ny lafy valon'ny Nosy.
Tsara loatra ! Tsy mety raha tsy zaraina ho an'ny namana, Zanak'Iarivo sy Zanaky ny lafy valon'ny Nosy.
19/02/2008, 17:29
Mbola tsy nahita an'ilay video aho (fa misy olana kely).
Na de izany aza anefa dia tonga dia ....
clap clap clap e
19/02/2008, 18:22
kilapy kilapy kilapy
19/02/2008, 20:36
wééééééééééé ; tehaka bdb
naniditsidina kely mitsy ny eritreritra teo hi!hi!hi!
sotsa an'Ikalamako nizara :-*
efa misy ao @ rvg v io :p
19/02/2008, 23:16
Misaotra é ! tsara ilay vazo !
Mitehaka aho izany izao.
20/02/2008, 00:05
Merci Rondro fa tena mangoritsina daholo ny tena!
20/02/2008, 07:31
hihihi marary mitsy ny fela-tanako miteaka fa otran tiko b kou le izy
sôtsa ki a
20/02/2008, 09:05
:-)
Merci. Ao amin'ny Radiovazogasy koa izany io manomboka androany...
20/02/2008, 09:48
tara loatra ra zao vao mitehaka ve?
20/02/2008, 14:08
Misaotra an'ikalamako e ! Tsara sy kanto, meva tsy haiko intsony... Maromaro izy ireo no voizin'ny haino aman-jery malagasy ankehitriny. Tsy lefy laza. Nohavaozina vao miasa nahavelom-bolo. Lafatra e !
21/02/2008, 09:34
Anky va re e
Kaikany rondro no anaran'ikalamako hafa!
Misaotra an'i Lazan'i betsileo e
Dia faly mahalala an'ikalarondro e
21/02/2008, 10:35
faly mahafantatra anao koa moa ra-betsy !
Ka anao moa ro tsa mbô mitsakaraka toa ny olona ka zao anao ro vao nahalala fa rondro anarako ity ; fa sefo aza indray andro iray iry efa nanao prezantasiô tato knou. Misy anarana komplè ro ao sao mbola tsa hainao...:-P
21/02/2008, 23:38
ka izao e
tena azavao le tagevana am sabotsy fa tsy tafa!!!!
hihihi aiza ve ka ny halavany no lazaina amin'ny akanjo dia ny lokony no lazain'ny sasany! misy mpaminany e