Nisy fehezanteny - fombam-pitenenana - tsara dia tsara napetrak'i Mirana ao amin'ny blog-ny omaly. Tsy nadikako ilay izy fa marihiko eto fotsiny ny andro nanoratany azy hijereko azy rehefa ilaiko.
=======] BLOG MIRANA : 29/01/07
Misaotra Mirana a.
Fahatsiarovana ny fahiny.
Nampidirin'i ikalamako | 23 Jan, 2007
Nisy sariko izay indray andro hitako tsy nahy tao amina site iray, sary tamin'ny SN. (tohiny)
Mbola tsy nanokona.
Nampidirin'i ikalamako | 12 Jan, 2007Hatramizao mbola tsy misy raha atokona. Mbola vao mitango anana sy mandidy hena ary mamaofy tongolo.
(tohiny)
Ndry !!!!
Nampidirin'i ikalamako | 9 Jan, 2007
Toa aviavy be daholo ireto olona ato amin'ny tanàna izany ka mahakoditra. Tena izao angaha ny mouvement ato ? Aleo izahay handeha miadana fa aza kotabaina e ! Ilay izy ato efa manahirana, toa tsisy hiasana ireto izy. Calme an.
Tonga soa tokoa
Nampidirin'i ikalamako | 8 Jan, 2007Rehefa nihondikodina tao moa dia hita ihany hoe aiza no soratana ilay lahatsoratra - raha tsy hay tsy hibitabitahana, hoy ny fitenenana. Mino aho fa dia izy amin'izay ity an. Raha lasa izao ity dia naman'ny afa-panadinana aho aloha izany.
Eo ary aloha hojerena.