Fahatsiarovana.

Nampidirin'i ikalamako | 27 Jol, 2008

Na mafana aza ny kotrana ao amin'ny Blogathon, ity andro ity koa tsy hadino, satria noho ny fisian'ity fandrosoana ity atao hoe aterineto ity dia tsy tara intsony ireo lavin-kavana fa misy ny gazety mampita ara-potoana ny vaovao.

  

 

"Salakao"

Nampidirin'i ikalamako | 18 Jol, 2008

 

Mba notadiaviko, notadiavinay 

(aza mivonto fo lalasoa sy maintikely sy sipagasy... e : sady tsy Ilaimainty io fa ilay anabaviny indray an)

 

izay Malagasy tanaty vahoaka amin'io horonankira io, tsa hitako riha fa mba zahavonareo re !

 

 


 

Deux doigts miaraka amin'i "violety" (mdr)

Nampidirin'i ikalamako | 16 Jol, 2008

Misy namana nanolotra "fo violety" ho ahy tany amin'ny blaoginy andro vitsivitsy lasa izay (kikoo njy !) fa arakaraky ny hidirana lalina amin'ity raharaha manga ity moa no hifankafantarana bebe kokoa amin'ireto namana eto ireto.

Be ny zavatra nahatsikaiky, nampihetsim-po, nahavariana, nifandirana hevitra, fa niraisana fo koa hatramin'ny nifankahalalana teto izay.

Tanatin'ny herinandro kosa anefa dia nisy ny zava-nifamahofaho nolalovanay ka nitsonika hatramin'ilay "tavy niaro ny foko tsy ho tohina amin'ny sedra mahazo" ka nanolorany ahy io fo violety io (volomparasy kay moa no fitenin'ny malagasy azy e !).

Ary omaly raha niresaka mivantana tao amin'ny tsaty izahay roa dia tena naniry mihintsy aho ny ho teo anilany satria nisy "adidy iray makadiry" tsy maintsy natrehany Undecided, karazam-panadinana hijerena na efa nihamatotra izy na tsy ambolana.

Noho izy afaka tamin'io fanadinana io Wink (navoakany androany ny laza adina) dia tena tsy aritro raha tsy mifandom-bera kely zahay roa androany :

deux doigts akia violety/volomparasy a :

saingy deux doigts toa izao : 

 
 
 
fa tsy toa izao an !  :
 
 

Bakomanga.

Nampidirin'i ikalamako | 14 Jol, 2008

Cool Cool Cool Cool

 


 

Raha tena izany tokoa moa !

Nampidirin'i ikalamako | 14 Jol, 2008

Indrisy, fa raha mba tena marina ity mailaka voaraiko ity dia hotsoahiko indray ilay fangatahana nataoko an'i harilova hoe "raha mba manana vola entina hamonjy JMJ dia mba alefaso hatao spons ho anay re!"

Honorable Correspondant,

A l’occasion de l’expansion de ses activités Commerciales et Marketing , l'Etablissement financier dénommé ELITE FINANCE Sis à Abidjan Côte d'Ivoire a organisé une Tombola en faveur de toute personne physique ou morale résidant ou non en Côte d’Ivoire et possédant une adresse électronique.

Pour cette tombola organisée les prix étaient les suivants :

- Ier Prix : Une Villa SIPIM située à Abidjan d’une valeur de 82.500 €

- 2è Prix : une somme de 72.500 €

- 3è Prix : une somme de 62.500 €

- 4è Prix : une somme de 52.500 €

- 5è Prix : une somme de 42.500 €

- 6è Prix : une somme de 32.500 € et plusieurs autres lot intermédiaires etc...


A l’issu de cette Tombola, votre adresse Email a été tirée au sort et vous désignant comme l’heureux gagnant du 3è prix représentant la somme de Soixante deux mille cinq cent (62.500 €) EURO. Il s’agit d’un gain fiable et il n’y aucun doute à vous faire à ce sujet.


En conséquence, nous vous demandons de bien vouloir lui envoyer de toute urgence un message de confirmation de votre code CB:
Code CB / 00701212708-06 
Ainsi que votre nom et prénoms et adresse précise pour vous donner la procédure de retrait de votre gain.
Nous vous recommandons la discrétion et ne divulguez pas votre code gagnant de façon à nous éviter des situations avec plusieurs gagnants ayant le même Code. Soyez vraiment discret à l’égard des tiers jusqu’à la remise de votre gain.

Notre Institution vous adresse ses vives félicitations pour ce gain.

Jean Claude EMILE
Directeur du Service commercial
Cordialement.
 
         

 

«Mialoha   1 2 3 4 5 6 7 8 9 ... 22 23 24  Manaraka»