Hasambaran'olon-droa izay andro izay.

Nampidirin'i ikalamako | 29 Nov, 2007

30 novambra 1996 io andro io.

(dia indreo ny olon-droa nofafazana vary - tso-drano mirary "fahavokarana" - rehefa avy nanao sonia ilay Boky.)

nosoratan'i Rosemonde Gérard.


10 Hevitra & 0 Verindrohy (trackback) amin\'ny "Hasambaran'olon-droa izay andro izay."

  1. Miarahaba an'izy roa ! Haharitra tokoa anie ! DdRb Nampidirin'i DadaRabe 30 Nov 2007, 02:48
  2. Dia mirary ny hasambaran'izy roa tsy ho voafehin'ny 30 Nov 1996 ooo

    Nampidirin'i pissoa 30 Nov 2007, 07:08
  3. Nandindona ahy ilay andro. Nokarohako ny tadidiko ka tsy tratrako? Tsy hitako. Soa fa nisy blaogy...

    Koa arahabaina ianareo roa
    Irariana indrindra ho tototra soa
    Tongava amin'ny tanjona tian-kotratrarina
    Ho ela velona anie, ho feno hasambarana
    Mahatanteraha ny fenitra najoro
    Dia kolokoloy ilay vato fehizoro
    Ikalatokana eo no tiako ho lazaina an !
    Karakarao fa menaky ny aina e !

    Mirary soa indrindra ho tahian'Andriamanitra ianareo telo mianaka.
    Manoroka mamy.

    Nampidirin'i Tsikisariaka 30 Nov 2007, 09:56
  4. Ny fiarahana tsara indrindra dia ilay tsy misaraka mihitsy na fahoriana eo na fahasambarana ... fa tsy ilay mora rava rehefa andalovan-dry Hayden Pannetiere na ry Brad Pitt ireny

    Ny fitiavana no fototry ny fiainana e. Rdv indray dans 10ans ;-)

    Nampidirin'i lap 30 Nov 2007, 10:25
  5. Dia arabaina izany izy roa e. Mirary soa, miaraka tsy mba misaraka, ahita ny fahasambarana :) tsy efa tratra kosa ny tanjona @ ilay 7 lahy sy 7 vavy zao? hihihi lap, tsy mba hoe andalovan'i Eva Longoria (Desperate Housewives) ahay hoe :P Nampidirin'i simp 30 Nov 2007, 14:45
  6. misaotra anareo namana rehetra nanaiky hizarana ny hafaliana. Mba manaraha ! hoy ny fitenenana :-P
    simp ==> ho tonga amin'ny hira hoe "efa taona taty aoriana, isan-taona tsy ni-raty, zaza efatra ao an-trano" kanefa ilay hira mitohy hoe "tena mampiteny moana, mazana fa tsy angano ny mamelona an'izany" ka poussy kosa e !

    Nampidirin'i ikalamako 30 Nov 2007, 14:54
  7. Dia arahabaina e.

    Tokony hisy fety izany ato ho ato an.

    Nampidirin'i Hery 01 Des 2007, 14:40
  8. hery===>misaotra o ; dobla izany !!!

    Nampidirin'i ikalamako 01 Des 2007, 15:28
  9. Hitondra hafatra aho:

    Mampamangy hoy Tonton sy Tantine dia arahabaina e ! ka ao an-tranony mantsy misy an'io sarinareo io ko !
    Biz

    Nampidirin'i Tsikisariaka 03 Des 2007, 15:03
  10. misaotra hono e !

    Nampidirin'i ikalamako 04 Des 2007, 01:13