Mirary Paka sambatra !
Nampidirin'i ikalamako | 22 Mar, 2008
Ikalamako dia mirary Paka sambatra ho anareo namana rehetra eto amin'ny tontolon'ny blaogy malagasy.
This entry was posted on 22 Martsa, 2008 08:04 and filed under Ankapobeny .
| « | Novambra 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | ||||||
| 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 |
| 9 | 10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 |
| 16 | 17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 |
| 23 | 24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 |
| 30 | ||||||
Powered by
LifeType
Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Original Design By Michael Heilemann, modified for LifeType by Knight
Dia mirary Paska sambatra ho anao sy ny fianakavianao koa.
DadaRabe
Nampidirin'i DadaRabe 22 Mar 2008, 08:20Ok lesy e
Nampidirin'i harilova 22 Mar 2008, 08:21Dia any am-bohimpihaonana am martedi de m'pasaka e!
Bonne fete ho anareo mianakavy koa
izaho aloha izoa tsy mbola be resaka fa mbola noana!!!
Misaotra indrindra ikalamako a ! dia idem e !
Nampidirin'i pissoa 22 Mar 2008, 09:05Mirary soa miverina e!
Nampidirin'i Lalasoa 22 Mar 2008, 10:07Dia samy ho tratry ny mbola hitsingerina!
sotsa o , d bonne fety ho anao koa
Nampidirin'i pitou 22 Mar 2008, 10:29sotsa o , d bonne fety ho anao koa
Nampidirin'i simp 22 Mar 2008, 11:29copiecoller ve ilay izy ry simp fa ilay 10 sy 11 amin'ny heure fotsiny no samihafa ? :-P
Tsika aby daholo e
Nampidirin'i ikalamako 22 Mar 2008, 12:14samy ho tratran'ny paska akia ikalamako, andeha hitsipona atody ndareo sa hivavaka?
Nampidirin'i ikalakely 22 Mar 2008, 13:16Ikalamako, enao ngaha mbola tsy mahafantra an'i simp oe ondrakondrafana kely/be :)
Nampidirin'i pitou 22 Mar 2008, 14:11misoatra dia mirary paska sambatra ho an'ikalamako sy ny ankohonany ary ilay saka farofy indraika andro iry
Nampidirin'i maintikely 22 Mar 2008, 14:50Misaotra nahatsiaro e!
Nampidirin'i news2dago 23 Mar 2008, 05:19dia mirary ho anao koa e!
misotra betsaka @ le firariantsoa zay nataony tena!!!
Nampidirin'i hery601 23 Mar 2008, 07:07de @ fety manaraka indray éééé!!!