Vaovao farany.

Nampidirin'i ikalamako | 27 Mar, 2008

Ato indray izany ny vaovao farany e, mba lasa nifindra monina kely nianavarabaratra any fa efa ela niainana teto Afrika. 

 Jereo ato : Tribune de Genève

 

FIDIO IKALAMAKO !  FIDIO IKALAMAKO !  FIDIO IKALAMAKO  !


11 Hevitra & 0 Verindrohy (trackback) amin\'ny "Vaovao farany."

  1. Lasa any soisy ve sa any avaratr'i italia ikalamako ?

    Nampidirin'i lehilahytsyresy 27 Mar 2008, 21:00
  2. :D

    Ka nulle ary.

    Nampidirin'i DotMG 28 Mar 2008, 00:36
  3. aiza no afaka mifidy izahay mila misoratra anarana ve? lol! mety ho lasa prezida ihany injy ao aorina ao kono! dia efa mino aho fa any @ resaka serasera any no toerana mety amiko an!lol

    mahereza e!

    Nampidirin'i news2dago 28 Mar 2008, 03:12
  4. Ha ha ha !

    Ka angaha tsy hifindra aty indray fa ho any Soaisa e ! Tsy omeko tsaramaso ikalamako hi hi :(

    Iza ny toerana hifidianana - sady zakan'i Miss Ikalamako miaraka amin'ny minizipo a lol.

    Nampidirin'i pissoa 28 Mar 2008, 06:10
  5. "Miss Ikalamako pourrait augmenter le salaire minimum": Asehoy ny fitiavan-tanindrazana r'ikalamako a, ny karamantsika malagasy any Dago izao no tokony laharana voalohany, sa ahoana?

    Nampidirin'i Lalasoa 28 Mar 2008, 07:17
  6. Rahoviana ny fifidianana fa ho avy zay handatsabato

    Nampidirin'i iaboba 28 Mar 2008, 07:45
  7. Ikalamako angaha TIM any Geneve ? :-P
    masaka kosa le izy an

    Nampidirin'i lap 28 Mar 2008, 11:28
  8. - notafihan'ny TIM hatrany Genève angaha ry lap ? :-P
    - noho ny raharaha politika mivaivay no hifindrana mianavaratra kokoa e, any manko hono pays neutre koh !
    - de ahoana ry Dotmg ?
    - news2dago sy iaboba a, mba ento koa lesy ny karapanondron'ny ankizy sitrany hahay bebe ny vaton'i miss a !
    - pissoa : tpt
    - lalasoa : eka ouz

    Ity ange no tonga amin'ilay hira hoe :
    "ento any Genève, mon coeur amoureux,
    le ciel protège les amoureux
    je pars en voyage pour qu'à mon retour
    à tout jamais plus rien n'empêche notre amour" :-D :-D

    Nampidirin'i ikalamako 28 Mar 2008, 11:40
  9. 1er de vita :-P Nampidirin'i Tokinao 28 Mar 2008, 12:44
  10. tse tse
    1er Tour de vita marina

    ok ok
    miandry ny arozazy sisa :)

    Nampidirin'i simp 28 Mar 2008, 15:06
  11. Aoka amrina e,

    Izahay aloha hifidy e,

    Nampidirin'i ikalakely 30 Mar 2008, 07:10