"Manina anao"

Nampidirin'i ikalamako | 10 Apr, 2008

Hiran'i Carson Rangers, nalaina tanatin'ny rakikira "Beratro" navoaka tamin'ny 2002.

 

 


 


5 Hevitra & 0 Verindrohy (trackback) amin\'ny ""Manina anao""

  1. misaotra e!

    Nampidirin'i news2dago 11 Apr 2008, 04:18
  2. Tsara ny hiran'i Carson fa tsy hitahita loatra izy ry Ikalamako.
    Manantena ny hivoahany atsy ho atsy é!
    Tsara lay bà gasy ataony.
    Ilazao vaovao

    Tsy fantatro io raki-kira beratro io.(omeo pasy)

    Nampidirin'i DadaRabe 11 Apr 2008, 18:28
  3. Aza mampa-manina eo ho'a sao voky hanina izahay!

    Nampidirin'i naples 12 Apr 2008, 02:23
  4. Adinoko teo sady maimaika aho fa mbola hikarenjy fa zomà ny andro :
    Mivilavila be mampalahelo le lalamby!
    Eh manina azy aho.

    Nampidirin'i harilova 12 Apr 2008, 02:37
  5. Tena voatanisa eto @ ilay hira ny fiainana any an-tanànana. Misaotra retsy é!

    Nampidirin'i Laza 14 Apr 2008, 03:42