"Antandroy" arak'i Pasitera Tolotra.
Nampidirin'i ikalamako | 25 Apr, 2008Mbola tsy miala any atsimotsimo any isika, saingy aleo i Pasitera Tolotra - izay mpandalina indrindra momba ny finoana jiosy - no hanazava azy. Ny tena moa tsy mana-talenta momba izany ka asa raha manan-kolazaina ny hafa fa fanazavana vaovao amiko izy ity. Nefa dia tombom-pahalalana daholo ihany koa.
Ohatran'ny tsy afa-po aho fa tiako hotohizany hazavaina foana. Fa ilay mivezivezy mantsaka izany tena ara-bakiteny mihitsy! Ary ilay hoe mahita ny zavatra rehetra, zavatra inon no hitany?
Izaho anisan'ny manamaivana ny hazava-dehiben'ny fahafantarana ny razana sy ny razambe niaviana fa avy nihaino iny fanazavana iny aho dia tonga saina ihany. Misy tranga fahiny elabe izany azo anazavana ny tranga ankehitriny saingy izy tsy karohina dia tsy fantatra sy tsy hay hazavaina.
Nampidirin'i Lalasoa 25 Apr 2008, 06:50Hay ve io izany ilay antsoina hoe pasitera Tolotra voaresaka matetika amin' ny gazety ireny.
Tena mahaliana kah. Matetika koa izy toa manome théories plutôt originales izay...
Misaotra an'ikalamako tamin' ilay vidéo fa tsy mba fantatro hoe nisy ohatran' io teto amin' ny net.
Nampidirin'i razaordira 25 Apr 2008, 13:20Inona indray ary ity resaka vaovao ity ? Vaovao indray izany hevitra izany an.
Nampidirin'i incredule 25 Apr 2008, 13:34Ohatry ny mampahatsiahy ahy ny interpretation-n' ny Advantista momba ny hevitr'ilay soratra "Vicarius Filii Dei" eo amin' ny satroky ny Papa ity resaka ity...
Nefa asa re ...
Hafa indray iny. Mahavariana ...
Nampidirin'i maintikely 25 Apr 2008, 15:23Ilay Antandroy sy ny rainiboto sisa ry Ikalamako a. Avy eo am'zay afaka mijery izay ifandraisan'ny rainiboto sy ny jiosy amin'ny alalan'ny antandroy :-)
Nampidirin'i lap 27 Apr 2008, 07:33lap : :-D ; Ramanankolazaina lapino !!!
Nampidirin'i ikalamako 27 Apr 2008, 07:57Azo lazaina ve izany fa taranaka jiosy ny antandroy sy ny antaisaka ? Nahoana no izy ireo sisa no tena mahay ilay dihin'ny jiosy fahiny efa elabe nefa tsy nandalo taty Madagasikara ny apostoly ao anaty Baiboly ? Mbola misy tohiny ve iny ry Ikalamako ?
Kbômbitah
Nampidirin'i kdaombaramita 29 Apr 2008, 01:13Indro kely ry Ikala : izaho koa promotion FANARENANA tao betongolo t@ 1985, ary fantatro daholo ireo tao @ sary @ tahirintsarinao ireo. Tadidiko ilay Lieutenant Naivo, Lieutenant Bien-Aimé (Lieutenant-nay dia i Bien-Aimé bandy milay sady mampme, hoy ny hira ha ha ha !), Adjudant Solo, ary ilay botakely atao hoe Bakoly (tsy tadidko ny gradeny). Ary ilay sipa niaraka tamintsika tena tara be t@ Lt Naivo nefa zanaka jeneraly dia toa hoe nitomany taminy mihitsy hono, ... toa nihidy tao amin'ny biraony tao indray atoandro. ha ha ha, tadidiko ireny retsy a ! fa ndry toa manana sar bdb tao @ camp miaramila ? indray andro nisy sortie nandeha tongotra hatrany Amb/kely dia mody nanao narary aho fa tsy voako ny mandeha tongotra, kanjo toa rakatr'i Lt Benasy ihany hoe toa tsy mba hita aho rehefa misy mivoaka ? Ha ha ha ! Fa zao : tsy ho fantatr'indry mihintsy aho aloha ! Salut akia !
Nampidirin'i kdaombaramita 29 Apr 2008, 01:40Ndry ve tsy nanao solomaso izay, dia be resaka fohifohy mahazo sisiny foana rehefa milahatra ? tadidiko ! ha ha ha , mijery ilay sarinareo roa vavy eo ambony camion aho mantsy, nanana namana atao hoe Hanitra izay isika koa tao ary be resaka izay ikala io, tena même groupe isika klé ! Riboribo ny nita klé ! Azafady fa HS aho fa tsy itako izay anoratako ho anao !
Nampidirin'i kdaombaramita 29 Apr 2008, 01:46kiii ! toa mihodina ihany ny tany rehefa dinihina kle !
Nampidirin'i ikalamako 29 Apr 2008, 03:30Mialà sarintava ry kdaombaramita fa tena ao izany a ! Hanitra roa ny ekipa tao. Tsaroako koa ny tantaran'ilay zanaka jeneraly. Fa noho izy koa no nanoloana ny dir de formation-tsika ho Lt Naivo, satria ingahy kapiteny talohan'i Naivo tsy nanaiky fa nidrikina hoe tsy maintsy miakatra asabotsy rakalakely io na zanaka jeneraly aza fa ny fanompoana sy fiarovana ny firenena tsy misy finoana (satria advantista zareo dia manaja ny andro sabata). Dia nidina ny didy avy any ambony hoe soloy lery...
Hahaha
Manja kle !
Kdaombitah
Ndry moa anisanay 5 vavy niaraka nangalatra nivoaka hijery film (tsy fanao enao !)tany an-tranon'ilay sipa tary ambony tary ? nefa ilay film tsy hita azony ratsy be ilay sary. Ary anisan'ilay nikarakara ilay pot d'adieu ve indry moa ?
Nampidirin'i Kdaombaramita 29 Apr 2008, 05:02Kdômbitah
nijery film non indray kosa e !
Nampidirin'i ikalamako 29 Apr 2008, 18:11na nikarakara pot d'adieu aza toa non kah, toa tsy tadidiko intsony :-)
kdaombaramita :
mba jereo ato ange fa vitako ihany ilay mémorial SN hiandrasako kaomantera e - hihihi
Nampidirin'i ikalamako 29 Apr 2008, 18:56