O ry kdaombaramita a !
Nampidirin'i ikalamako | 30 Apr, 2008Ity paositra alefako androany ity dia atolotro manokana ho anao :
- izay nampiasa "Lala sy Noro", sy "méthode boscher", sy "Isambilo", sy "Takelaka notsongaina" tamin'ny fotoana nampiasako izany raha ny fandinihako azy ;
- nihira sy nikalo ny "Vola sy Noro", sy ny "Vahiné", sy ny "Troupah", sy ny "Ventson'Androy", sy ny "Il était une fois", sy ny "C. Jérome"... sy nampirindra hetsika tamin'ny feon-kiran'i "Freddy Ranarison" tamiko (sy lalasoa koa angamba) fa mino mihintsy aho ;
- niray andiany tamiko tamin'ny Fanompoam-pirenena ivelan'ny tafika tao amin'ny "Régiment d'Amour, d'Amitié et d'Allégresse" tetsy Betongolo raha nitondra ny anarana "Fanarenana" ireo nahavita ny dingana farany tamin'ny sekoly ambaratonga faharoa tamin'ny taona 1985, rehefa avy nijery isika roa - 23 taona aty aoriana - ka nahatsikaritra fa iray tobim-piofanana ara-miaramila,
...
koa indro tohin'ilay paositra nalefanao, atolotra ihany koa ho an'ireto tanora marobe eto izay mety mahay ny feony fa tsy mahalala ny lohatenin'ilay hira, na manontany tena hoe Razafindrahety izany ve tsy sekoly teny amin'ny lahaute teny ?
Fa ny zavatra mba mandreraka amin'ity serasera ity kosa dia ity : tsy hamantaran-dahy sy vavy ! tsss.
Hay ve i kdaombaramita sipa fa tsy bandy e 
Mampangetaheta ambony lakana fotsiny ilay clip r'ikalamako a!
C. Jérôme ilay mihira hoe:
Nampidirin'i Lalasoa 01 Mey 2008, 04:05"Oui, Jérôme, c'est moi, non je n'ai pas changé
Je suis toujours celui qui t'a aimé
Qui t'embrassait et te faisait pleurer"
ve io ambony io? Sa Jérôme Randria?
:-D
lalasoa : tsy i "Jérome R." fa i "C. Jérome" ilay manao hoe :
"Papa a les cheveux de plus en plus blancs,
et maman reste là,
assise toute la journée dans son fauteuil
elle attend, elle espère.
Cindy, si par bonheur tu m'entends
donnes-nous de tes nouvelles,
écris-nous,
et surtout reviens, reviens vers nous"
(tsss ry pissoa sy ry simp sy ry lap aloha tsy haharaka an'izany frappe be zany e :-P )
Nampidirin'i ikalamako 01 Mey 2008, 04:53hahaha
Nampidirin'i simp 01 Mey 2008, 05:32tandremo ary sao misy paositra @ hira @ feeling generation zandriny eto sao
d malahelo mafy eo manko :b:b:b
ra vao 1 ireto d aza izestiavana tsony fa hainay an:
* railovy
* Jerome Randria
* Salomon, Kitana 3 sasan-tsasany
* VOLA sy NORO ny ankamaroany
* solika izy rehetra
* Nary Arthur sasan-tsasany
* RR Majunga sasan-tsasany
* Jeneraly sasan-tsasany
* vohangy (generation taloha ve io?)
* Mr Razafy sasan-tsasany
* Mahaleo izy rehetra
* Lsnt izy rehetra
* Rossy
* Rambao
* sy ireo maro hafa koa
8)
Nampidirin'i simp 01 Mey 2008, 05:39adino i Henri sy Bessa kle
Nampidirin'i simp 01 Mey 2008, 05:41Adino Les surfs
Nampidirin'i Lalasoa 01 Mey 2008, 07:23simp :
ary raha ireto
Dalida
Donny Osmond
Frederic François
Cloclo et les claudettes
France Gall
C Jerome fa tsy Oza Jerome
Richard Anthony
Shake
Patrick Juvet
Dave
Polnareff
Renaud
Azanavour
Gilbert Bécaud
Serge Lama
aoka izay fa lany ny page sy ny ranomainty :-P
Nampidirin'i ikalamako 01 Mey 2008, 08:33aleo @ manaraka valiako fa tssssssss :-P
Nampidirin'i simp 01 Mey 2008, 10:50Ikalamako : za aza mahay an'le hoe L'amour s'en va, L'amour revient koa ! De le hoe Il venait d'avoir 18 ans :-P
Nampidirin'i pissoa 01 Mey 2008, 14:54izaho koa angé mahay an'ireo é
Nampidirin'i shoan 01 Mey 2008, 16:48sa ? hony moa ikalamako ô ?
réfa tonga any roma aho ary dia attention les zoreilles hihiihi fa ho avy ihira ho anareo aho é ! bizourk bé
ny ahy tsy haiko na hiran'iza ana an'iza fa ilay izy e hoe Acropolis aideu , sy ry La paloma na ry l'amour brillait dans tes yeu ireny no teny hira fihirako hatreto
Nampidirin'i sazykely 02 Mey 2008, 01:22dia ny gasy ry manina an'i neny na ilay hoe indray takariva kely
angolaiko tsara ery ny ahy fa tsy avalako toy ny anareo an lol
fa misy hira ahatsiarovana an'ny zoky manokana atolotro ho azy eto
Nampidirin'i sazykely 02 Mey 2008, 01:25hira tamin'ny mbola kely za siora fa mbola tadidiny izy ity
ny lohateniny 4MI de asaivo irainy na ataovy adikany ny tonony
Za ngamba ry ikalamako génération-nareo na talohanareo an'eritreritra mihitsy aza fa tena sady haiko ilay hira sy mpihira no mbola tiako ihany koa :D
Tsy zanadray sy reniny @apany za an! maharaka ny taloha tsara mihitsy!hihihihi
Nampidirin'i maintikely 02 Mey 2008, 03:12Sazykely : ha ha ha ! tapaka ny tsinaiko amin'ilay hoe 4MI ha ha ha.
Nampidirin'i pissoa 02 Mey 2008, 06:31ary tena OK daholo ihany ny namana rehetra eto izany fa afaka hifampiady kalo ihany isika izany fa tsy mitombina ilay hoe "...ny antitra antitra ihany".
Nampidirin'i ikalamako 02 Mey 2008, 07:05Eka daoul ouz ry shoan sy ry maintikely sy ry izy mirav fa lasa izao.
Mireille Mathieu ry sazikely le paloma sy acropolis !
Ataovy mafy ilay 4MI ry pissoa an !
Tena ireo mihitsy ilay hira Ikalamalo a, misaotra retsy a ! Dia tena mbola tsy tadidinjy mihitsy ve aho nefa tao anaty sary @ album-njy ilay natoroka anjy ? Hé hé hé, hay tsy izaho irery ity efa manomboka soara ity !
Nampidirin'i Kdaombaramita 02 Mey 2008, 14:21