Hotahiana anie i Neny.

Nampidirin'i ikalamako | 25 Mey, 2008
 
 
 
Handroso hasina ny "namana-reny" rehetra
any Frantsa sy any Madagasikara !
 
(sy izay firenena mankalaza manokana ny Reny amin'ny andron'ny 25 mai)
 
 
 
 

8 Hevitra & 0 Verindrohy (trackback) amin\'ny "Hotahiana anie i Neny."

  1. mirary soa an'ireo reny rehetra!

    Nampidirin'i news2dago 25 Mey 2008, 10:40
  2. Dia tratry ny fety izany ra-reniny a.
    Fa hono hoa ry IneniMAKO, inona no tena hevitr'ilay hoe handroso hasina!
    Dia mirary fety ho anareo Reny rehetra izany e, na ny manan'anaka na ny tsy manam-bady (nananon-tena sy nanokan-tena io a)

    Nampidirin'i harilova 25 Mey 2008, 11:55
  3. Bony fety de Mere Ikalamako a ! Dia mifanatera amin'i Mialy kely e :)

    Mirary soa ho an'ny reny rehetra indray e !

    Nampidirin'i pissoa 26 Mey 2008, 07:10
  4. arahabaina ny reny rehetra! dia arahabaina koa ny vehivavy rehetra fa "futur" reny daholo ireny e!

    Nampidirin'i ravakamalala 26 Mey 2008, 09:10
  5. bonne fety ooo
    Mirary soa be dia be

    Nampidirin'i simp 26 Mey 2008, 15:34
  6. misaotra daholo o !

    Nampidirin'i ikalamako 27 Mey 2008, 02:42
  7. Misaotra amin'ny firarian-tsoa sy ny hira ry Ikalamako a! Hira nianarana voalohany ny 2e voix fony zaza bodo io hira io! ha ha

    Dia nanaona ny fety àry e?

    Nampidirin'i Lalasoa 27 Mey 2008, 03:27
  8. ie, nihirahira io aho omaly sady nitono hena dia iray ihany no nanaraka ahy (zokin-jatovo izy) fa ireto tanora toa nitanatana vava fotsiny, tssss, tsy hain-drizareo e !
    Ka aty aminay ange efa vita tamin'ny tapa-bolana ny fetin'ny reny e !

    Nampidirin'i ikalamako 27 Mey 2008, 03:58