Zon'ny zaza.
Nampidirin'i ikalamako | 19 Jio, 2008...dia firy sy iza avy daholo indray izao no tsy nanome litika ny ray sy reniny tamin'ity hira ity ???
...dia firy sy iza avy daholo indray izao no tsy nanome litika ny ray sy reniny tamin'ity hira ity ???
Tsy mbô 'zaho, tsy mbô 'zaho...!
Nampidirin'i Lalasoa 19 Jio 2008, 12:06tena tiko bé lé hira
Nampidirin'i shoan 20 Jio 2008, 13:16efa ela lotra àho no ankizy kely ohatran'io hihihihiih
alaiko ndray io ataoko ao amy blogiko hihihhi
mba jereo ao fa misy clip napetrako ao , TYPICK CLIK
Bizourk