Ilay Ambohipihaonana tamin'ny asabotsy.
Nampidirin'i ikalamako | 23 Jio, 2008Efa be ny voalaza tsy misy kianina ireny fa dia manantitra hatrany ny fisaorana ny rehetra.
Misaotra an'i jogany efa namoaka ilay tatitra fa ity izany dia somary nodioviko kely ilay izy (tonga indray ikala tsisy asa !!!), nesorina daholo ny kabary ambony vavahady nataon'i Botlives (!mialatsiny), nesorina ireo fivezivezena be tsisy farany tamin'ireo namana niditra sy nivoaka (...est entrée dans la salle, ... est sortie de la salle, tss).
Mampiomana aho fa lava dia lava izy ao (55 pejy) fa dia ataovy fanalana andro fa efa tonga izao ny fotoam-pialantsasatra, fa dia lokin'ny hehy irery aho namaky azy tao an (mba vakio fa tsy mamono antoka ny mahita ny senina be tao, misy resaka tsy mitohoka, misy mitaraina foana, misy be zesta,...Ikalamenavolo aza kay i sipagasy namela ny solosainany tany antranony nirehitra fotsiny dia lasa izy niasa dia any izy niditra tamin'ny anarany hoe sipagasy, tsss).
Aleo ny tatitra no hilaza azy e, mazotoa daholo : (tsindrio ilay sary)

Za androany namaky an'io dia tapa-tsinay be mahita an'Ikalamako sy Ikalamenavolo mitsinjatsinjaka eny ampovoan'ilay resaka !(Misy hoe
Nampidirin'i pissoa 23 Jio 2008, 20:00Ikalamako Ikalamenavolo ao mantsy) ...
tsss, zah koa dia gaga hoe hay nitakisikisina tamiko tao foana ikalamenavolo ratsy iny, hihihi
Nampidirin'i ikalamako 23 Jio 2008, 21:10Hatrizao aho mbola malemy...
nampihomehy ahy le tany amboalohany (t@ 9h tany ho any, misy an'i mpresaka tsy sasatra ny manontany an'i hery momba ilay Silo en direct avy any Tamatave, i hery nefa tsy manana ambara fa sahirana mafy mamaramparana ny fiomanana fa efa ho avy daholo ny vahiny, lol
Nampidirin'i ikalamako 23 Jio 2008, 21:17nahafinaritra kannn, ka ikalamenavolo anie akia nanaraka anjiko lava teo fooona fa nitady ny lakilen'ny lakozia fa tsy nety nomenjiko mihintsy e! hihihihhi
na izaho koa aza mbola miomehy irery ihany eto am-pamakiana ny tafa rehetra tao
fa dia mbola velom-pisaorana antsika nandray anjara t@ iny lalao iny aloha e!!!
Koa tano ary aza ariana aza ny kely mba voarakitrao sy azonao notsoahina t@ iny lalao 'aza ampijaliana ny tenintsika' iny e!
salanitra e!
Nampidirin'i sipagasy 23 Jio 2008, 21:43Dia iza no nanidy trano: lap sa ikalamako? Nisy vady tsy nisakafo hariva marina tany ho any an?
Nampidirin'i Lalasoa 24 Jio 2008, 09:51Dia rahoviana aloha ny manaraka e, hianatra handefa hira tsara sns aho alohan'izay!
55 pejy??
Nampidirin'i simp 24 Jio 2008, 14:18odf
(oaty dia fako??) :b:b:b
hihihi
Nampidirin'i ikalamako 24 Jio 2008, 14:3255 pejy.doc lesy, tsisy fiafarany izy ao anatin'io pejy nasiako azy io. Sendra izay be resaka iray trano koh !!!
Degany be fa na ny mamaky azy aza dia efa adiny firy lol
Nampidirin'i pissoa 24 Jio 2008, 15:52pissoa : ary i hery ilay koditra fa nilahatra be loatra ilay mpangataka hira avy @ karajia tao @ rvg dia tsy nety niainga ny hiran'i salanga ? MDR ("ry simp vao teo no nandahatra dia efa mandahatra sahady, aleo asiana limite kle""teneno salanga fa pissoa tsy eo intsony rahampitso"). Soa fa tsy nisy kabary le izy avy teo - hihihi. Saika very seza i PDG Hery raha nisy kely ka nitokona teo ny vahoaka !!!
Nampidirin'i ikalamako 24 Jio 2008, 19:36za ary tsy naintsy namaky ny 55 pejy rehetra nanaovako "extrait" nainga tsy tody hatrany faranay soa ihany fa tapaka ...ouf!
Nampidirin'i jogany 25 Jio 2008, 03:57