Dia torak'izany koa e!
Dia amin'ny enim-bolana manaraka indray ny tratry ny krismasy jiaby e! (Izao ny ahy dia efa alefako ny firarian-tsoa! Izaho tsinona tsy te-ho gida maimbo! :-))
Nampidirin'i
Lalasoa
25 Jio 2008, 23:48
Dia firy ny gisa maty ao?
tratry ny fety dia se hariva manala azy e
Nampidirin'i
mpangala-dapa
26 Jio 2008, 06:41
Dia mirary soa e! dia samy ho tratry ny asaramanitra manaraka indray!
Nampidirin'i
news2dago
26 Jio 2008, 09:25
misaotra eh
Ity misy hiram-pirenena raha hihaino
http://www.imeem.com/ndriana/music/aybriEJy/hirampirenena_malagasy_ry_tanindrazanay_malala/
Nampidirin'i
sitlo
26 Jio 2008, 13:43
Hiadana sy ho finaritra e
ho sambatra tokoa anie isika mianakavy !
Nampidirin'i
Lalasoa
26 Jio 2008, 13:51
happy june 26 eeeee
Nampidirin'i
pissoa
26 Jio 2008, 18:32
Samy ho tratry no ho avy doly eee
Nampidirin'i
simp
26 Jio 2008, 18:47
Miarahaba antsika isika fa mahaleo tena ny firenentsika e.
独立記念日、おめでとうございました。
Nampidirin'i
lehilahytsyresy
27 Jio 2008, 05:33
ié, dia miarahaba anareo rehetra koa dia samia hahatratra ny fety manaraka daholo e ! misaotra ikalamako amin'ny takila mahafinaritra foana a !
omedete gozeimasu ry Lehilahitsiresy a !
Nampidirin'i
tsiks
27 Jio 2008, 12:18
re re re tsikasariaka,
kiss be njy elaela tsy re izay !!!
Dia torak'izany koa e!
Nampidirin'i Lalasoa 25 Jio 2008, 23:48Dia amin'ny enim-bolana manaraka indray ny tratry ny krismasy jiaby e! (Izao ny ahy dia efa alefako ny firarian-tsoa! Izaho tsinona tsy te-ho gida maimbo! :-))
Dia firy ny gisa maty ao?
Nampidirin'i mpangala-dapa 26 Jio 2008, 06:41tratry ny fety dia se hariva manala azy e
Dia mirary soa e! dia samy ho tratry ny asaramanitra manaraka indray!
Nampidirin'i news2dago 26 Jio 2008, 09:25misaotra eh
Ity misy hiram-pirenena raha hihaino
Nampidirin'i sitlo 26 Jio 2008, 13:43http://www.imeem.com/ndriana/music/aybriEJy/hirampirenena_malagasy_ry_tanindrazanay_malala/
Hiadana sy ho finaritra e
Nampidirin'i Lalasoa 26 Jio 2008, 13:51ho sambatra tokoa anie isika mianakavy !
happy june 26 eeeee
Nampidirin'i pissoa 26 Jio 2008, 18:32Samy ho tratry no ho avy doly eee
Nampidirin'i simp 26 Jio 2008, 18:47Miarahaba antsika isika fa mahaleo tena ny firenentsika e.
Nampidirin'i lehilahytsyresy 27 Jio 2008, 05:33独立記念日、おめでとうございました。
ié, dia miarahaba anareo rehetra koa dia samia hahatratra ny fety manaraka daholo e ! misaotra ikalamako amin'ny takila mahafinaritra foana a !
omedete gozeimasu ry Lehilahitsiresy a !
Nampidirin'i tsiks 27 Jio 2008, 12:18re re re tsikasariaka,
Nampidirin'i ikalamako 27 Jio 2008, 12:34kiss be njy elaela tsy re izay !!!