Deux doigts miaraka amin'i "violety" (mdr)
Nampidirin'i ikalamako | 16 Jol, 2008Misy namana nanolotra "fo violety" ho ahy tany amin'ny blaoginy andro vitsivitsy lasa izay (kikoo njy !) fa arakaraky ny hidirana lalina amin'ity raharaha manga ity moa no hifankafantarana bebe kokoa amin'ireto namana eto ireto.
Be ny zavatra nahatsikaiky, nampihetsim-po, nahavariana, nifandirana hevitra, fa niraisana fo koa hatramin'ny nifankahalalana teto izay.
Tanatin'ny herinandro kosa anefa dia nisy ny zava-nifamahofaho nolalovanay ka nitsonika hatramin'ilay "tavy niaro ny foko tsy ho tohina amin'ny sedra mahazo" ka nanolorany ahy io fo violety io (volomparasy kay moa no fitenin'ny malagasy azy e !).
Ary omaly raha niresaka mivantana tao amin'ny tsaty izahay roa dia tena naniry mihintsy aho ny ho teo anilany satria nisy "adidy iray makadiry" tsy maintsy natrehany
, karazam-panadinana hijerena na efa nihamatotra izy na tsy ambolana.
Noho izy afaka tamin'io fanadinana io
(navoakany androany ny laza adina) dia tena tsy aritro raha tsy mifandom-bera kely zahay roa androany : ![]()
deux doigts akia violety/volomparasy a :
saingy deux doigts toa izao :
vao nahita ilay deux doigts koa aho dia taitra be hoe misy hahazo fahasoavana any ho any izany! hay tsy ilay deux doigts noeritreretiko ilay izy! ha ha ha
Nampidirin'i Lalasoa 16 Jol 2008, 15:32ntsoooooooooooooooooooo
za tatsy mbola varina miafina t@ gmail (lol) nainga tsy nahitan'ilay 2 doigts. j'ai demandé à rajiosy de me dédier le premier envoi de liquide par mail sijamais ce principe pourrait exister (bah on sait jamais,...vue que nous avons réussi à faire courir certains par la voie du St-Esprit)
Mais nous allons nous limiter au vahoana si ça continue comme ça à ce rythme là aiza kosa ve je viens de relire un de tes mails dia hoe " tena sacrifice be aho, week-ends firy zay tsy nisotro bex..." non nononnon ....tsy mety annnnn
Promis juré on nous y reprendra plus!
bisoux
ps : kely sisa dia nahita fandefasana sms par internet aho, énigme de la saison be lol
Nampidirin'i jogany 17 Jol 2008, 23:08hihihi
Nampidirin'i ikalamako 18 Jol 2008, 05:09nannn, vita ny adidy dia niverina ny revy kah (tsy ela amin-javatra hay, fa maika hiditra amin'ny anankiray, lol)