"Salakao"

Nampidirin'i ikalamako | 18 Jol, 2008

 

Mba notadiaviko, notadiavinay 

(aza mivonto fo lalasoa sy maintikely sy sipagasy... e : sady tsy Ilaimainty io fa ilay anabaviny indray an)

 

izay Malagasy tanaty vahoaka amin'io horonankira io, tsa hitako riha fa mba zahavonareo re !

 

 


 


7 Hevitra & 0 Verindrohy (trackback) amin\'ny ""Salakao""

  1. ary tena mitovy @ avatar-ndraLaza tokotrany an :)

    Nampidirin'i simp 18 Jol 2008, 10:32
  2. nann, ilay avatar-n'i laza ilay reniny koh, io be volo be sady matromatroka (hihihi)

    Nampidirin'i ikalamako 18 Jol 2008, 12:09
  3. Ary misonanina be mihitsy ilay izy manao la sieste eo ambony imprimante.
    hihihi

    Nampidirin'i lehilahytsyresy 18 Jol 2008, 13:29
  4. Saka manatody? mba tia zavatra koa lehiretsy 'nareo ka!

    Fa iza amin'ireo tokoa no Malagasy r'ikalamako, toa ilay hira fotsiny ô?

    Nampidirin'i Lalasoa 18 Jol 2008, 14:14
  5. hihi ka mafana kosa eo ambony imprimante eo kouuhh

    manja ny hira anaovan'ny vazà azy annn

    Nampidirin'i sipagasy 19 Jol 2008, 02:44
  6. ndry mampatsiaro ny fahazazana ilay hira.

    Aiza marina ry vaovy moa?

    Tsara toerana anie zany sakanareo izany e?
    Mijery an'ikalamako rehefa eo @pc zao io :)

    Nampidirin'i maintikely 19 Jol 2008, 14:07
  7. ty ndray aho ary; io saka io izao manontany tena hoe "toa mikapokapoka @io zavatra io ty ramatoa ty, fa inona ary ty? toa adaladala mihitsy" rehefa njy mitapote PC io
    >>reo chorale reo ve tsy zanaka zana-tany? teny gasy be nefa fotsy be ry zareo, sa gasy phonétika fotsiny zany? Milay aloha e

    Nampidirin'i Mitia 19 Jol 2008, 16:11