Fahatsiarovana.
Nampidirin'i ikalamako | 27 Jol, 2008Na mafana aza ny kotrana ao amin'ny Blogathon, ity andro ity koa tsy hadino, satria noho ny fisian'ity fandrosoana ity atao hoe aterineto ity dia tsy tara intsony ireo lavin-kavana fa misy ny gazety mampita ara-potoana ny vaovao.

Dia miara-mahatsiaro aminao Ikalamako a! (na "miray sento" angamba no marimarina kokoa).
Mpandalo tokoa isika e.
Nampidirin'i Tokinao 28 Jol 2008, 13:46Mitoetra hatrany ny fahatsiarovana ny havana lasana :)
(Tsy tadidiko ilay tononkalo - fa izay no hevitra hi hi).
Mirary soa hatrany Ikalamako.
Nampidirin'i pissoa 28 Jol 2008, 14:43Ajourd'hui tu es mort
Sans avoir dit adieu.
Tu as quitté ton corps
Pour aller dans les cieux ...
Ton âme s'en envolée
A jamais...
Tu nous as abandonnés,
Tu reposes maintenant en paix.
C'est injuste , mais c'est comme ça
Tu étais trop jeune pour mourir,
Pour t'en aller ainsi...
A peine quarante ans mais tu es tout de même parti.
Nous penserons toujours à toi ...
Nampidirin'i shoan 08 Aog 2008, 16:56Nous ne t'oublierons pas ...