Ireo iray tam-po amiko.
Nampidirin'i ikalamako | 13 Sep, 2008Angamba mbola vitsy aminareo no mahalala fa manana anadahy sy rahavavy mba ...olo-malaza ihany aho (sans trop me vanter hein !)
Ny zokiko vavimatoa :

Angela Davis
izaho :

ikalamako
ary ny zandrikolahy:
Micka kely
fa izy efa nisavi-tsaranga (sa nisavi-bolonkoditra ?) avy teo.
téna manja kah !
Nampidirin'i shoan 13 Sep 2008, 15:06maromaroa ny taranaka ohatranizao
ça te va bien cette coupe
mdrrrrrrrrrrrrrr
;-)
hihihihi
Nampidirin'i Tokinao 13 Sep 2008, 15:36Tanora ikalamako eo ami'ny sary io ka , manja kely ery , mbola toy izao va re ny kopin'ny volonao ? Doudoudoudoudou ! :-)
Nampidirin'i Tritriva 13 Sep 2008, 17:00Adino ny lahimatoa: James Brown
Nampidirin'i Laza 13 Sep 2008, 17:07hahaha... iny indray no tsy hitako, tiako be ilay coupe an!!! ndao ndray hatao ohatran'io e
Nampidirin'i ikalakely 13 Sep 2008, 19:02Efa halaza koa izao ndry fa efa manomboka izy izao amin'ilay volo.
Nampidirin'i Rasoa 13 Sep 2008, 20:15>>> Ikalakely >>> efa malaza angé izy io na dia tamy mbola tsy jackgirl aza é ! jereo ange ao amy foko sy amy site italiana ets ... sy eto é http://filongoa.net/
Nampidirin'i shoan 13 Sep 2008, 23:16tsy vazivazy io an
olo-malaza efa ela izy io é
Hay ve isika mpiavana ihany e...rahavavin'ise koa moa izany i Diana Ross...Nenintoa-nay mantsy izy iny :-)
Nampidirin'i Mirana 14 Sep 2008, 03:02Ikalamako> faly mahafantatra ny la famille des brones izany eee lol
Nampidirin'i vale 14 Sep 2008, 03:35mahay kosa aky manao an'le sary ko! hummmmmmm
bizzz
vale sy izay mba te hiverin-dalana : http://www.yearbookyourself.com/
mirana : lol. Hitako samy mirevy zandarma tsika roa, hihihi...Gloria Gaynor koa hoy i mialy ato mbola rahavaviko, rehefa niverina tampoka tao an-dohany hoe misy disc-n'i neny misy an'io volobe io. En fait izy (mialy) no tena ni-insiste hoe "année78" io no tena tsara ry neny t@ zahay roa nanao le izy, dia malemilemy izy nony nitady sarin'i zoky sy zandrinay tao @ net izahay roa.
Ampio ny liste rangahy a, aleo tadiaviko daholo ny havako rehetra fa hamboatra abra zenealozika zah avy eo, mdr
Nampidirin'i ikalamako 14 Sep 2008, 12:09oatran oe reny ilay sary fa ts zoky vavimatoa
Nampidirin'i sazykely 14 Sep 2008, 12:37stephane pazzapa
http://www.madanight.com/madagascar-photo-28426.htm
artista doly ny fianakams :)
Nampidirin'i simp 14 Sep 2008, 12:55Boney M
Nampidirin'i simp 14 Sep 2008, 12:58saika adino ;-)
Tena faly mahafantatra ny mpiray tam-po aminao é!
Sady ianareo koa anie ry Ikalamako malaza daholo é!
saingy izaho aloha aleoko ihany ilay eo zandrin'i Angela Davis sady zokin'i Micka kely é!
Mahery iny an !
Nampidirin'i DadaRabe 14 Sep 2008, 13:28I left you a special "dedikasy" on serasera sary rehetra :-) Thanx for the link! I'm having tons of fun :-D
Nampidirin'i Mirana 15 Sep 2008, 07:12mirana : super ! dis-donc tu n'as pas changé malgré le temps - hihihi.
Nampidirin'i ikalamako 15 Sep 2008, 10:08Misaotra anao eram-po eran-tsaina i madame ramazzotti, smack !!!
Maninona raha mifindra any Inde no mipetraka fa any mande be ny bizina @ fivarotana volo! lol
Nampidirin'i news2dago 15 Sep 2008, 11:16news2dago : ka io volobe io ve ho lafo raha tonga any amin'ny tanin-dr'i salamahogo !!!
Nampidirin'i ikalamako 15 Sep 2008, 13:13