Ry Iarivo tsy foiko - Eric Manana.

Nampidirin'i ikalamako | 17 Des, 2008

Rehefa mifarana toa izao ny taona dia tsy mety fa tsy maintsy manembona, saingy raha sendra ity hira dia tena mi-depra, tsssss

"Nofinofiko farany, mba eo am-pelatànanao no hifarana ny dia,

Tsy ho taraiky an-tanin'olonkafa ery e

Dia ho tafita izany ho tanteraky"

 

 


 


6 Hevitra & 0 Verindrohy (trackback) amin\'ny "Ry Iarivo tsy foiko - Eric Manana."

  1. Aza midepra zany aky njy a! Vitainay ny fety aty e! ataonay tsotra tokoa arak'izay azo ato! lol

    mahatsiaro anareo any an-tany lavitra izay tsy mba manadino ny aty dago izay toa lasa kianja filalaovana vahoaka @ adilahy politika sy famitahana vahoaka.

    Any ianareo tapaka sy namana... manaova fety sambatra koa! aza kivy na malaina fa mbola ho avy ilay maraina e!

    Nampidirin'i news2dago 18 Des 2008, 08:01
  2. ikalamako,
    sarotra ny fidirana ato blaogin-dry
    Misaotra mitondra an'i Eric Manana
    sy ireo mihira aminy.
    *Ry Iarivo tsy foiko* efa miteny mihintsy ilay titra. Yty vidéo no sisa ho antsika !

    Nampidirin'i tritriva 18 Des 2008, 15:16
  3. fa maninona indray ry tritriva ? mbola naka loupy indray indry, kiiii !
    Aoka re marina fa ny alahelo anie ka atero ka alao hono e...

    Nampidirin'i ikalamako 19 Des 2008, 00:12
  4. ikalamako,
    Izany e! adinoko indray ny naka lopy kah!
    Tena bigleuse mintsy izaho ity.
    Passe de Bonnes fêtes de fin d'années et que tous tes voeux soient exaucés...
    Biz si tu veux bien :-)).

    Nampidirin'i tritriva 19 Des 2008, 11:28
  5. Niova lasa saka indray ny sary ato amin'iIkalamako an !
    Ry Iarivo tsy foiko ! rehefa lavitra azy dia manina.
    Nandalo matetika teny Anjohy aho ry Ikalamako à!

    Nampidirin'i DadaRabe 19 Des 2008, 20:14
  6. DadaRabe : mba misolo tena ny fianakaviana ny saka mitondra ny firariantsoa ho an'ny namana fa izy efa nanaiky hanao décoration de Noel ny tenany ihany :-)
    Kii, ary aza mampangotsoka moa e. Zah matetika manonofy eny Anjohy foana, tssss (kaikerin'ny tsiahy angamba, lol)
    Tritriva : retour à l'envoyeur le firariantsoa e...

    Nampidirin'i ikalamako 20 Des 2008, 10:26