mbola nisy navelan'ny fety kle, nataony nahatratra soa ny taona ihany lesy e.
Nilay kah, tena nilay. Ka izahay na 5 fts aza dia milay foana e - mdr
Fa tsy 5 aloha izahay, fa tato antrano ihany mandra-piposaky ny masoandro
Nampidirin'i
ikalamako
11 Jan 2009, 10:26
Mahafatifaty kely ilay sakan'ikalamako misonanina tsara eo ambony guirlandes. Maka hafanana indray angamba io ?
Nampidirin'i
lehilahytsyresy
11 Jan 2009, 13:19
hihihi - mety manao automassage koa izy ry LhLhTsRs an, satria manindrotsindrona ireo aiguilles de pin - lol. Fa tena tiany aloha io e, satria nasiako labozia teo afovoany dia nampalahelo be izy fa mipitrapitra mipetraka akaikin'ilay izy. Dia nesoriko indray ilay labozy dia tao foana izy no naka saina, asa nahoana loatra.
Nampidirin'i
ikalamako
11 Jan 2009, 15:25
mandalo dia mirary soa
Nampidirin'i
finoanaranoray
12 Jan 2009, 01:59
misaotra dia torak'izany e !
Nampidirin'i
ikalamako
12 Jan 2009, 04:18
samy ho tratry ny ho avy oo
mirary soa
Nampidirin'i
simp
12 Jan 2009, 05:31
Miray soa ho anareo amin'ity taona vaovao ity akia !
Nampidirin'i
Kdaombaramita
12 Jan 2009, 08:40
Mirary soa ary samy ho tratry ny ho avy...
Nampidirin'i
mangamaso
12 Jan 2009, 11:55
Mirary soa Ikalamako a! tratry ny taona koa ianao!
Mbola tsy afaka nojereko ilay zavatra etsy ambony satria ambany be ny tosako :).
Mazotoa e
Tg soa e!
nanao ahn ny fety e?
Samy ho tratry ny ho avy e
Nampidirin'i news2dago 11 Jan 2009, 09:50mbola nisy navelan'ny fety kle, nataony nahatratra soa ny taona ihany lesy e.
Nampidirin'i ikalamako 11 Jan 2009, 10:26Nilay kah, tena nilay. Ka izahay na 5 fts aza dia milay foana e - mdr
Fa tsy 5 aloha izahay, fa tato antrano ihany mandra-piposaky ny masoandro
Mahafatifaty kely ilay sakan'ikalamako misonanina tsara eo ambony guirlandes. Maka hafanana indray angamba io ?
Nampidirin'i lehilahytsyresy 11 Jan 2009, 13:19hihihi - mety manao automassage koa izy ry LhLhTsRs an, satria manindrotsindrona ireo aiguilles de pin - lol. Fa tena tiany aloha io e, satria nasiako labozia teo afovoany dia nampalahelo be izy fa mipitrapitra mipetraka akaikin'ilay izy. Dia nesoriko indray ilay labozy dia tao foana izy no naka saina, asa nahoana loatra.
Nampidirin'i ikalamako 11 Jan 2009, 15:25mandalo dia mirary soa
Nampidirin'i finoanaranoray 12 Jan 2009, 01:59misaotra dia torak'izany e !
Nampidirin'i ikalamako 12 Jan 2009, 04:18samy ho tratry ny ho avy oo
Nampidirin'i simp 12 Jan 2009, 05:31mirary soa
Miray soa ho anareo amin'ity taona vaovao ity akia !
Nampidirin'i Kdaombaramita 12 Jan 2009, 08:40Mirary soa ary samy ho tratry ny ho avy...
Nampidirin'i mangamaso 12 Jan 2009, 11:55Mirary soa Ikalamako a! tratry ny taona koa ianao!
Nampidirin'i Tokinao 13 Jan 2009, 13:19Mbola tsy afaka nojereko ilay zavatra etsy ambony satria ambany be ny tosako :).
Mazotoa e