Die Liebe, der Mensch, die Revolution
Nampidirin'i ikalamako | 15 Mey, 2009Die Liebe, der Mensch, die Revolution
L'Amour, l'Homme, la Révolution
Fitiavana, Olombelona, Fanafahana
Die Liebe, der Mensch, die Revolution - Frank Baier
Hiran'i Frank Baier, niarahany nihira tamin'i Tselonina tao amin'ny Cinéma Kanto (Antananarivo) tamin'ny 14 sy 15 janoary 1983.
Tononkira amin'ny teny alemana : H.E Käufer
Tononkira amin'ny teny frantsay : Amin Kerker
Tononkira amin'ny teny gasy : Tsilavina Ralaindimby
Mihira : Frank Baier sy Tselonina
mahaliana tokoa, saingy tsy mivoaka ilay izy.
Nampidirin'i mpamaky 15 Mey 2009, 19:09voatery ilay soratra menamena eo ambany io no klikena fa tena tsy haiko nampiditra ilay embed toa ny nataon'i sitl - grrrrr (io rohy menamena io mitondra anao any @ imemme nampandrosoako azy)
Nampidirin'i ikalamako 15 Mey 2009, 21:31imeem manko fa azafady e :-)
Nampidirin'i ikalamako 15 Mey 2009, 21:31hahaha, ny mpampianatra no tsy mahay sa ny mpianatra?
Nampidirin'i sitlo 16 Mey 2009, 02:39sitl : zah zao vao saika hanoratra hoe omeo sopapa nama fa tsy haiko hoe ahoana mampiditra an'lé izy kle. Nandramako natao t@ insert url lé link omeny rehefa share dia tsy mety, nataoko HTML ny embed dia tsy mety. Fa inona no ilaina e, grrrrr, hoatran'ny mila vaniny izany le blaogy...:)))
Nampidirin'i ikalamako 16 Mey 2009, 11:37Nefa ny ahy mety tsara, ny mpampianatra mahay mampianatra ka ! hi hi hi !
Nampidirin'i Kdaombaramita 16 Mey 2009, 11:44sopaper-o akia kdaomba fa ilay prof angaha hita antenaina e - mdrrr
Nampidirin'i ikalamako 16 Mey 2009, 12:54lazainy fa misy diso foana manko rehefa desactiver-ko ilay éditeur visuel (sa inona moa ny anarany teo).
Nampidirin'i ikalamako 16 Mey 2009, 13:01Mozilla anefa no ampiasaiko.
inona no teneniny amin'ilay erreur?
Nampidirin'i sitlo 18 Mey 2009, 01:44mba asio tononkira e
Nampidirin'i mensch 18 Mey 2009, 05:35An an a, ny ahy mandeha tsara rehefa mi-cliquer kosa aho ka, tsy misy olana mihitsy. Fa ovao ny navigateur rehefa mijery eto ianareo, i Mozilla mety manondrana kely indray². Fa maninona no atao 30 secondes fontsiny aloha ireo hira eto e, tsy toy ilay ary @ blog-ndry hafa ary ?
Nampidirin'i Kdaombaramita 18 Mey 2009, 07:51hozy hoe "nisy tsy nety ny fanovana nataonao" dia averina activer-na ilay éditeur. Revena manja @ io zany klou fa voatery mamoha ny tranoko any @ imeem ny mpihaino - mdrr
Nampidirin'i ikalamako 19 Mey 2009, 10:09Ikalamako : njy koa lasa mampimenomenona amin'ity imeem ity kah !Za koa tsary naheno !! hihihi !
Nampidirin'i fahamarinana 19 Mey 2009, 16:07faha : ka hoe le titre menamena eo ambany cliquer-na dia mitondra an-dry any @ page imeem-ko fa tsary mandeha ny radio eto fa lany pile !!!
Nampidirin'i ikalamako 20 Mey 2009, 12:31msotra Ikalamako a!
zah koa tena tsy mahatafavoaka an'ilay nosoratan'i sitl io :).
2 sy 2 zao ny baolina ary voaporofo fa tsy dondrona zahay hihihi
Nampidirin'i tokinao 21 Mey 2009, 14:46siora e ! (ouf)
Nampidirin'i ikalamako 22 Mey 2009, 09:21sali sali klou tokinao fa elaela izay an !