zzzzzzzz-n'ikalamako

Nampidirin'i ikalamako | 26 Aog, 2009

Click to view my Personality Profile page

 

izao zany kou, zzzzzzzzzzz beuh !

Izany hoe ilay tagy izany raha atontaly dia hitsongolohana ny rehetra momba ny namana izy ity e !


9 Hevitra & 0 Verindrohy (trackback) amin\'ny "zzzzzzzz-n'ikalamako"

  1. IZay mihisy no tsy andraisako anjara fa aleoko mangina :)

    Nampidirin'i Kdaombaramita 26 Aog 2009, 18:44
  2. hahaha - milay kosa le manala andro aminy e. Asa firy isan-jato @ zao indray no ho marina fa somary misy tsatopiso toa ny tary @ mr fesse ihany izy ity ry simp an ; rehefa tsy akoho dia vorona fa tsy afaka manazava ny marina koh

    Nampidirin'i ikalamako 26 Aog 2009, 18:49
  3. hihi
    zany hoe ny tagy dia "fun" re a. Zavatra mampafaly ;-)

    misaotra eee

    Nampidirin'i simp 26 Aog 2009, 20:12
  4. adino kely,

    poitrine mirana... euh... euh... firy moa izy teo? :-P

    :b:b:b

    Nampidirin'i simp 26 Aog 2009, 20:14
  5. kiii dé hadino sahady ve ? :-P
    ptdrr - mirana nr firy klou e ?

    Nampidirin'i ikalamako 27 Aog 2009, 10:28
  6. Inona indray ity ry Ikalamako ?

    Izaho aloha matoky anao foana é!

    Nampidirin'i DadaRabe 27 Aog 2009, 15:52
  7. mirana1 :roll:

    Nampidirin'i simp 27 Aog 2009, 22:08
  8. DadaRabe : tsss ry simp ihany mafana fo @ devoara de tag io e,
    simp : mirana9 sy 10 sy tsy tadidiko intsony hoe firy koa (18 angamba ?) - lé mirana1 tsy zah kah !!! Zany no nalehany rehefa te-hanome hevitra ataingina eto dia nataon'ny olona vao fanina hahahaha

    Nampidirin'i ikalamako 28 Aog 2009, 10:21
  9. Ka ilay devoara anie mitohy foana na efa vita ela aza ny tany an-tsekoly ry Ikalamako é! hi hi

    Nampidirin'i DadaRabe 31 Aog 2009, 00:20