Mirary soa avy amin'ny fo !
Nampidirin'i ikalamako | 17 Des, 2009
This entry was posted on 17 Desambra, 2009 10:48 and filed under Ankapobeny .
| « | Jolay 2010 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | 3 | ||||
| 4 | 5 | 6 | 7 | 8 | 9 | 10 |
| 11 | 12 | 13 | 14 | 15 | 16 | 17 |
| 18 | 19 | 20 | 21 | 22 | 23 | 24 |
| 25 | 26 | 27 | 28 | 29 | 30 | 31 |
Powered by
LifeType
Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Original Design By Michael Heilemann, modified for LifeType by Knight
Hanin'io ataony indraim-bava eo njy vao tsisy tsony ny taona zina fa ! Misaotra akia !
Nampidirin'i kdaombaramita 17 Des 2009, 13:34io mihitsy no entina hamokatra fa tanana be io ray sy valo dia vita ny ady vomanga - hihihihi
Nampidirin'i ikalamako 17 Des 2009, 15:14Kiss njy akia a !
ouah daday :-) Enga anie mba ho taona zina indraika ity taona 2010 ity.
Nampidirin'i LeRastah 17 Des 2009, 17:54Andraaay ! Sambatra be akia i Goofy mahazo safosafo avy amin' ikalamako.
joyeux noel less ee
Nampidirin'i simp 17 Des 2009, 21:30Misaotra betsaka!
Nampidirin'i sitlo 17 Des 2009, 22:45Misaotra an Ikalamako,
Nampidirin'i mangamaso 19 Des 2009, 22:46Raisina an-tanandroa izany firarian-tsoa, torak'izany koa ho anao sy ireo havanao :)