Zay mihitsy !

Nampidirin'i ikalamako | 25 Jan, 2010

Androany no nivoaka (manaitra, tsy mahazatra !) ny voka-piaraha-miasan'ny CCOC sy ny vondrom-panakanto (SETA, SAMOELA, RABOUSSA natevenin'ny mpihira toa an'i JAOJOBY sns...)

Mpampita fotsiny aho ka tsy ho be sasiny fa dia ireo AMPITAPITAO FARAN'IZAY TRATRA ! (NdA)

 

 


 


4 Hevitra & 0 Verindrohy (trackback) amin\'ny "Zay mihitsy !"

  1. Vao avy nihaino mihitsy aho teo e!! Mampalaelo ilay tanindrazana e!!Tsy hita izay atao na hikikika aza e!! tsy hisy hafa tsy ny vavaka e!!
    Ray o! Tahio ilay tany malalanay e!!

    Nampidirin'i maeva74 26 Jan 2010, 00:31
  2. Tsara be ilay arrangement ! Tena tsara be ! Sady style tena Malagasy 100%.

    Nampidirin'i lehilahytsyresy 26 Jan 2010, 08:58
  3. Tena tsara ny vavaka fa raha tsy arahana asa dia midika hakamoana. Araka ny miverimberina eto dia hoe avoay ny tantara. Miezaha isika @ io taranja iray io momba ny firenentsika ary rehefa mitohana ny fikarohana dia takio @ izay ilay izy

    Nampidirin'i Lita light 31 Jan 2010, 13:58
  4. Tsy haiko raha efa mba henoko fa izaho hilaza hoe mbola tsy fantatro ilay izy. Ny zavatra tiako ho marihina dia hoe tsara ny fifandrimbonana toy izao (artista) entina hampatsiahivana tranga, hitsikerana, hitarian-dalana sy hanoroan-kevitra... "ho an'ny tanindrazana".
    Misaotra an'ikalamako nampita!

    Nampidirin'i Tsikisariaka 01 Feb 2010, 09:38