Tsingerin-taona.
Nampidirin'i ikalamako | 7 Mar, 2008MIRARY FAHASAMBARANA
Fa ny silaky ny aina mbola handingana etsy aloha
Ary hanaraka fidinana vao hihazo fiakarana
Hitetitety tany maro dia hihoatra fefiloha
Ka voleo amoron-dàlany ny "Mirary fahasambarana".
Lila Ratsifandrihamanana
Odoie n'inona r'ikalamako ? ka hita f'izany ko ! fa iz aloha tsy degany ohatra anao e ! tsy vitany ireny... marina moa. Ohatran'ikala tsy nanao escrime ihany io e ! fa ny endrika hoy aho tsy azo angalarina fa mitovy e !
Nampidirin'i tsikisariaka 10 Mar 2008, 09:16