Ny iray minitra tsy eo anilanao dia toy ny zato taona.

Ilay hira efa miezinezina, ny nihira sy ny nitendry dia tanora dia tanora tokoa fa miofana ho matihanina amin'ny mozika.
Kapo-batana tsisy fanomanana izy ity fa dia ngolingoly izahay nanatrika.
"Rehefa aty an-tany lavitra, hoy izy, dia ny an'ny tena no asandratra ambony".
Misaotra Richard sy Rindra !

]