Nefa hoy izy hoe tsy tokony toa izao no ifanaovana veloma.

2016-11-11 @ 11:05 in Fanajana


"[...] Saingy ankehitriny toa manomboka misy elanelana
Nefa samy mila manao ezaka isika roa

Ny masonao mihamalefaky ny alahelo
Hey, tsy tokony toa izao no ifanaovana veloma [...]"

...dia lasa koa i Leonard Cohen : Tongava soa any amin'ilay tontolo tsy hita maso !

Ary asa re fa nandritra ny herinandro anefa izao dia ity hirany ity no tsy afaka tam-bavako. Innocent

calendar
« Novambra 2016 »
Ah At Ta Ar Ak Zo As
    1 2 3 4 5
6 7 8 9 10 11 12
13 14 15 16 17 18 19
20 21 22 23 24 25 26
27 28 29 30      
Rohy
  • Namana