Eto an-davarangantsika.

2018-08-20 @ 23:26 in Hira

 

"Efa diva hanao veloma
Ka manala ny alahelony
Izato volam-pararano" 

Dox

 

Hira tena tiako fony izaho mbola zaza nitombo ka hatramiizao an-dalam-pahanterana izao ity hiran'i Pauline Rabehasy ity. Izaho moa tsy dia naharaka na nankafý loatra ireny hira vahiny ireny, ka raha ny ankizy variana tamin-dr'i Scorpion sy ry Bangles, izaho mbola nianoka tanteraka ny kalon'ny fahiny.

 

calendar
« Aogositra 2018 »
Ah At Ta Ar Ak Zo As
      1 2 3 4
5 6 7 8 9 10 11
12 13 14 15 16 17 18
19 20 21 22 23 24 25
26 27 28 29 30 31  
Rohy
  • Namana