« | »

Ny Fitiavana dia Fanomezana

2019-01-24 @ 11:26 in Fahatsiarovana

 

Ampofopofo be isaky ny avy misakafo hariva nandritra ny roa herinandro izay.

💜💜💜

Tositosy sy fihimpihina nandritra 14 ora tsy miato hatramin'ny troatra farany sy ny nivadihan'ireo maso toa kanety ireo ho fitaratra, omaly.


🐾🐾  ðŸ’œ  ðŸ¾ðŸ¾ ðŸ’œ ðŸ¾ðŸ¾ ðŸ’œ ðŸ¾ðŸ¾ ðŸ’œ ðŸ¾ðŸ¾ ðŸ’œ ðŸ¾ðŸ¾ ðŸ’œ ðŸ¾ðŸ¾ ðŸ’œ ðŸ¾ðŸ¾  
#Negrone  

Ny tontalin'ny Fitiavana dia Fanomezana. 

 

Hampiditra hevitra

E-mail me when comments occur on this article
calendar
« Febroary 2026 »
Ah At Ta Ar Ak Zo As
1 2 3 4 5 6 7
8 9 10 11 12 13 14
15 16 17 18 19 20 21
22 23 24 25 26 27 28
Rohy
  • Namana