"Iny ilay zaza".... hanokatra pejy vaovao amin'ny fiainany.

2015-06-29 @ 19:27 in Ankapobeny

Vita izay ny ambaratonga voalohany ... "ny tena efa mato-tsaina", hoy ny tarika Remy, "io ilay tranobe jerena, miandry eny Ambohitsaina. Eny indray no andrandraina raha hanitatra ny saina".

Dia miverina ao an-tsaina hatrany ity tononkalon'i Toetra Ràja ity isaky ny misy dingana vitan'ilay zaza.

 

Toetra RAJA, mey 2010.

 

 


Verindrohy (trackback)

calendar
« Febroary 2026 »
Ah At Ta Ar Ak Zo As
1 2 3 4 5 6 7
8 9 10 11 12 13 14
15 16 17 18 19 20 21
22 23 24 25 26 27 28
Rohy
  • Namana