Dibadance...ino ma zegny ?

2017-02-07 @ 16:15 in Ankapobeny

Merci anarô zanaka Majunga nampitombo fahalalagna kouny niany 'ty. Dabidance/dabidence zegny iantsoanjareo soma 'ty any andrefana any.

Fa aleo raiketintsika ato daholo ireo anarana nomen'ny isam-paritra anefa :
tso-bato, katrapoky/katsapoka/katra/katra mivadika, ara-dimy, vatopizina, kifanga/fanga, kanisa, kamoagna.

Izay aloha no tazako fa mbola misy ve ? apetrao ao amin'ny hevitra e Wink

 

Verindrohy (trackback)

calendar
« Febroary 2026 »
Ah At Ta Ar Ak Zo As
1 2 3 4 5 6 7
8 9 10 11 12 13 14
15 16 17 18 19 20 21
22 23 24 25 26 27 28
Rohy
  • Namana