Bôny fety daoul ry mpifankatia !!!

Nampidirin'i ikalamako | 14 Feb, 2008

Eo daholo indray ary aloha ("réveille-toi" ry lalasoa sy ny zénérasiô tanora tamin'ny taona 80 ) mba manka-fy sy -fihina amin' ny lui sy ny elle-ny avy re, fa fetin'ny mpifankatia hono koh !

Ity sazikely mbola tena manonofy izay ho valentin-ny no mahaory, ndrooo !Innocent nefa ny olona amin'izao blouzy be mifamihina ; miala tsiny amin'ny mineur e !

 

(sady mihira no manao tsianjery an !)

 


 


12 Hevitra & 0 Verindrohy (trackback) amin\'ny "Bôny fety daoul ry mpifankatia !!!"

  1. Ny tena mapme, ny sasany vao teraka t@ 80 zany :b:b:B

    Bony fety eeee :)

    Nampidirin'i simp 14 Feb 2008, 16:26
  2. Manidina izy izany an !

    Nampidirin'i DAdaRA 14 Feb 2008, 17:34
  3. Tonga lafatra e!
    Joyeuse Saint-Valentin daholo, indrindra ny génération 80!

    Nampidirin'i Lalasoa 15 Feb 2008, 01:24
  4. le dikan'ny mineur moa hoe mpametraka mines sa manakory ry Ikalamako?
    Raha mpametraka mines manko dia tsy anisany kosa aho ka!
    Ny ahy izao mbola cercasi valentina no atao blaogy e.
    Dia fihino mafy ao e.
    Aza ampandotsoinao kosa i Sazykely ka izany anie no fiantombohan'ny Bokin'ny Tononkira dia tononkira e! Eo am-pamakiana azy aho izao! Mety milay ity raha atao film a!
    Dia aza adino na mandreraka ny sofina aza fa misy luis sy elles koa anie e!!!! =))

    Nampidirin'i harilova 15 Feb 2008, 02:17
  5. Hay tapaka ilay anarako etsy ambony ry Ikalamako :-)

    Ento miakatra ambony ary ampanidino é!

    Nampidirin'i DadaRabe 15 Feb 2008, 06:56
  6. nataoko dia fanahy iniana :-)
    avo fanidina foana io r'ise fa aza matahotra a!

    Nampidirin'i ikalamako 15 Feb 2008, 07:09
  7. Lamako ho an'ikalamako ry reto a ! Misaotra retsy e !

    Ny ahy ny faniriako dia mba ho tanora foana koa ilay fitiavana e ! fa hoy ny zanako hoe : ilay mi-scène imason'ny ankizy hono tsy mahazo. Angamba tsy hahazo hifanoroka eo imasony intsony i Dada sy i Neny.... Angaha ????

    Bonne fête daholo ny manam-pitiavana rehetra e !

    Nampidirin'i Tsikisariaka 15 Feb 2008, 07:16
  8. efa vita ve ny fetinareo lehibe ao e ? hi hi

    Nampidirin'i pissoa 15 Feb 2008, 12:36
  9. dia nanao ahoana ny fetinareo izay nankalaza azy tany eh?

    Nampidirin'i Aino 15 Feb 2008, 15:15
  10. Otran'ny efa ela tsy naheno an'io hira io an :-)

    Nampidirin'i lap 15 Feb 2008, 16:46
  11. ikalamako: ay io variana mamihina sipa io mitsy ange le valentin ako e
    de za io fihininy io fa nga za ts tadidindry e

    Nampidirin'i sazykely 16 Feb 2008, 02:43
  12. sazikely : oups tena tsy takatry ny radar-ko indry fa izaho mbola variana namihina mafy ny ahy, azafady akia a, hay indry tao ihany.
    aino : tsara ny fety kah, soa fa iray andro ihany fa manjary mandreraka - indrindra fa raha tratran'ny zamouro toy ny an'i simp, aie aie aie
    lap : nalaina tany amin'ny arsiva mihitsy...

    Nampidirin'i ikalamako 16 Feb 2008, 02:49