Mirary soa avy amin'ny fo !
Nampidirin'i ikalamako | 17 Des, 2009

Post ao anatin'ny Ankapobeny | Hevitra (7) | Verindrohy (trackback) (0)
Léa, zazavavy vao 14 taona, manoratra sy mamorona hira. Zaza natsangana izy, monina ao Frantsa, fa ny rahavaviny kosa mbola tafajanona any amin'ny tany niaviany, any MADAGASIKARA.
Nifankahita izy mirahavavy taona maromaro aty aoriana, na mifanalavitra toerana aza...ka ity hira ity dia natolony indrindra ho an'io rahavaviny io.
Mipao-tsatroka !
Post ao anatin'ny Hira | Hevitra (7) | Verindrohy (trackback) (0)
| « | Desambra 2009 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | 3 | 4 | 5 | ||
| 6 | 7 | 8 | 9 | 10 | 11 | 12 |
| 13 | 14 | 15 | 16 | 17 | 18 | 19 |
| 20 | 21 | 22 | 23 | 24 | 25 | 26 |
| 27 | 28 | 29 | 30 | 31 | ||
Powered by
LifeType
Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Original Design By Michael Heilemann, modified for LifeType by Knight