Mba tsarovy amin'ny andronao i Kamba hiatrika ady anio.
Nampidirin'i ikalamako | 10 Jio, 2008Efa herinandro izay no tonga ao Antananarivo i Kamba sy ny fianakaviana keliny. Eo ampiandrasana ny hidirana bloc izy, antsasakadiny lasa izay aho no niantso nanontany vaovao.
Mirary ny soa rehetra ho azy.
Misaotra ireo malala-tanàna rehetra na any an-toerana na aty ivelany amin'ny fanampiana azy.

Diana sy Kamba mialoha ny fiaingana tany Mahajanga.