Andro iraisam-pirenena ho an'ny gagy.
Nampidirin'i ikalamako | 4 Des, 2007Mandraisa anjara amin'ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny gagy (izay no fiteny azy araka ny fandalinana nampitain'i "simplex miala voly").
Ity ny fandraisana anjarako hampitaiko ho an'ny gagy eran-tany :

Vita tompoko ny adidiko. Finareta soa daholo.