Tsingerin-taona.
Nampidirin'i ikalamako | 7 Mar, 2008MIRARY FAHASAMBARANA
Fa ny silaky ny aina mbola handingana etsy aloha
Ary hanaraka fidinana vao hihazo fiakarana
Hitetitety tany maro dia hihoatra fefiloha
Ka voleo amoron-dàlany ny "Mirary fahasambarana".
Lila Ratsifandrihamanana