Izao indray no iarahabako anao :
Nampidirin'i ikalamako | 29 Jan, 2015Mitsingerina androany ny nahaterahanao.
 
 
Izaho anefa tsy mahatakatra
Zava-tsarobidy fatratra
Fa ny atolotro izao
Dia ny hira ho anao ♫ ♫
 Ps : ho an'ilay namako any an-tany lavitra
 Ps : ho an'ilay namako any an-tany lavitra 
