Fahatsiarovana mahafinaritra.
Nampidirin'i ikalamako | 3 Nov, 2016Ny Tompon-daka eran-tany impito, eo amin'ny taranja totohondrin-tsinoa, dia tsotra sady malefaka ihany koa na amin'ny fihetsika na fiteny na fijery.
Misaotra, Christian, nanome anay antony hihamboanay fa Malagasy izahay.
[Jean Christian Randriamalaza, Roma - novambra 2016]