Roma

Nampidirin'i ikalamako | 21 Jan, 2019

 

 

**********************
Ianao ry Roma
Tsy himaona,
F'am-poko foana
Antaranoana.

Ianao natsangako
Ho tanànako,
Raha nilaozako
Ny an'ny razako


[ ikalamako, 29 janoary 2019]



Hampiditra hevitra

E-mail me when comments occur on this article