Ireo taona tsara indrindra eo amin'ny fiainantsika.
Nampidirin'i ikalamako | 4 Jan, 2008Hira atolotr'i Renato Zero ho an'i Roma izy ity - any ampovoany any nampidirany hira iray mampalaza an'i Roma "Roma nun fa la stupida stasera" (Roma, aza misary adala anio hariva).
Isaky ny mamarana ity hira ity izy rehefa eny ambony lampihazo dia miteny izao foana :
"Te-hisaotra olona tokony ho 6 tapitrisa aho nefa tsy hivalampatra amin'izany satria farafahakeliny ny 5 tapitrisa sy 999 hetsy dia fantatro daholo ka tsy tokony hanampatra ny fitanisako ny firaiketam-poko aminareo aho. Tsoriko anefa fa mandroso foana mankany amin'ny aretina aho, mandeha mitsidika matetika ireo romana tsy dia ambinina ara-pahasalamana, ary dia voatery aho mibedy anareo fa betsaka ireo sampana ao amin'ny hopitaly izay babangoana, toa tsisy zanaka tsisy mpiray tam-po mitondra fitiavana, toa tsy mahazo an-tsaina ny fahorian'ny sasany izay tsy mifandraika velively amin'ny zavatra andrasan'ny tanànantsika. Aoka tsy rehefa feno ny fiarany na matavy ny "carte de crédit"-ny vao hanakaiky olona iray ianareo fa indrindra indrindra rehefa tsy mandeha amin'ny ara-dalàna ny fiainany fa izany no tena romana. Toa izany isika ! Ny sisa azoko atao dia maka sary anareo amin'ny foko, satria ao no toerana mahatoky natokako ho anareo foana. Ary ny hany ampatsiahiviko anareo foana : Aza adinoina aho ! Non dimencicatemi eh !"
Ny andininy faharoa ihany no adikako eto mba tsy hahalava loatra ny blaogy :
"Heveriko fa mahavariana tokoa ny mitoetra anaty haizina mifamihina sy moana ;
Toy ny mpilalao totohondry aorian'ny fihaonana,
Toy ireo farany sisa tsy maty fo aman'aina ;
Angamba indray andro ho fantatsika fa tsy very isika,
Ary ireo alahelo raha ny tena marina tsy mba nisy.
Fa ireo taona tsara indrindra eo amin'ny fiainantsika
Ireo taona tsara indrindra eo amin'ny fiainantsika
Fihino mafy aho fa tsy misy alina tsy manam-piafarana
Ireo taona tsara indrindra eo amin'ny fiainantsika !"
(aza ny ataony no atao anefa fa izay lazainy tanteraho...)
I migliori anni della nostra vita (Renato Zero, otronin'i Laura Pausini sy Claudio Baglioni)
Penso che ogni giorno sia come una pesca miracolosa
e che bello pescare sospesi su di una soffice nuvola rosa
Io come un gentiluomo,
e tu come una sposa
Mentre fuori dalla finestra
si alza in volo soltanto la polvere.
C'è aria di tempesta!
Sarà che noi due siamo di un altro lontanissimo pianeta.
Ma il mondo da qui sembra soltanto una botola segreta.
Tutti vogliono tutto per poi accorgersi che niente.
Noi non faremo come l'altra gente,
questi sono e resteranno per sempre...
I migliori anni della nostra vita
I migliori anni della nostra vita
Stringimi forte che nessuna notte è infinita
I migliori anni della nostra vita
Stringimi forte che nessuna notte è infinita
I migliori anni della nostra vita
Penso che stupendo restare al buio abbracciati e muti,
come pugili dopo un incontro.
Come gli ultimi sopravvissuti.
Forse un giorno scopriremo che non ci siamo mai perduti...
E che tutta quella tristezza in realtà non è mai esistita!
I migliori anni della nostra vita
I migliori anni della nostra vita
Stringimi forte che nessuna notte è infinita
I migliori anni della nostra vita!
Stringimi forte che nessuna notte è infinita
I migliori anni della nostra vita
Renato parla : Avrei da ringraziare..Avrei da
ringraziare 6 milioni circa di persone ma non mi sto qui a dilungare
anche perchè almeno 5 milioni 999 le conosco,e quindi non starò a
dilungarmi su quanto il mio attaccamento presso di voi sia
illimitato.Vi confesserò che vado molto verso la malattia, vado a
trovare molto spesso dei romani che non se la passano molto bene con la
salute,devo rimproverarvi un po' perchè certi reparti sono desertici
addirittura di figlimancano addirittura di fratelli, sono carenti di
quell'affetto, di quella comprensioneche una città come la nostra non
si può permettere di disattendere.State vicino alle persone non solo
quando hanno il pieno nell'autobile e una carta di credito
cicciona,stategli vicino anche quando non vanno bene le cose perchè noi
romani.. Noi.. Siamo fatti così!
Non mi rimane.. Non mi rimane che farvi una polaroid col mio
ventricolo sinistro, e qui sarete al sicuro per sempre.E di farvi
un'altra piccola raccomandazione, a tutti quanti...Non dimenticatemi
eh!!!